|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  raondriana
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
Explications en malgache  4 Teny fanajana taloha raha miresaka amin' olona, mitovy amin' ny ankehitriny hoe "tompokolahy" [1.1]
Explications en anglais  5 [ondriana for andriana, a prince.] An appellation of respect. [1.2]
Explications en français  6 monsieur [1.3]
Exemples  7  Hoy ny teny an'avona nataon-dravehivavy
miala miesora raondriana mpihambo tsy tompony
[2.131]
8  Na ny rado na ny voahangy, mora very, raondriana; [2.1022]
9  raondriana, mirahalahy ianareo, koa nahoana ianareo no miady? [2.996]
Vocabulaire  10  Etiquette

Entrée (2/2) 11  raondriana
Partie du discours  12  nom
Explications en français  13 Nom des Orchidées d'après les forestiers malgaches. Voir * la brochure sur les espèces protégées : « Zava-boahary Malagasy », 1978. [1.196]
Vocabulaire  14  Botanique

Anagrammes  15 ariandrano, raondriana, 16 roandriana

Mis à jour le 2026/04/20