|
|
|
|

Entrée 1  ratra
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  18 Fery, fiendahan' ny hoditra sy loaka amin' ny nofo noho ny rangotra na zava-maranitra [1.1]
Explications en anglais  19 a wound, an injury [1.7]
Explications en français  20 blessure [1.8]
Exemples  21  Tao amin'ny lohany no misy ratra nampiseho fa voan'ny langilangy izy, nefa mbola nisy nitepo ihany ny am-bavafony. [2.324]
Vocabulaire  22  Santé
Proverbes  23  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  ratra, 24 trarà

Mis à jour le 2026/04/21