|
|
|
|

Entrée 1  raviravezana
Radical  2 raviravy
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Enti-milaza izay asiana zavatra mikirazorazo eo amboniny: Noraviravezana sabatra ny lohany ka tsy nahita tory izy na dia indray mipy maso aza
9 Enti-milaza ny olona tiana hotaomina, amin' ny fampisehoana vola aminy [1.1]

Mis à jour le 2026/02/04