|
|
|
|

Entrée (1/3) 1  reny
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
4  Préfixée :
Explications en malgache  5 Ny vehivavy niteraka ny tena: Tiavo sy hajao ny reninao
6 Enti-milaza sy manaja ny vehivavy efa lehibe. [1.1]
Explications en anglais  7 mother, female parent [1.7]
Explications en français  8 mère [1.3, 1.54, 1.8]
9 tante paternelle ou maternelle, nourrice, femme âgée [1.3]
10 parente [1.8]
Exemples  11  Ary raha mba ataonao ho ray aman-dreny ihany aho, dia aoka izay hevitro no harahinao, fa mianjerazera loatra ny anao. [2.324]
12  Izaho koa mba manana reny. [2.471#16]
13  nanambady andRatompobe, hono, reny n' Andriamborona. [2.48#126]
Vocabulaire  14  Rapports: famille
Combinaisons  15  85 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot reny
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot
Article  17 Randzavola: reny ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/3) 18  reñy
Partie du discours  19  nom
Explications en malgache  20 [Antesaka] tsy fandrenesana [1.78]

Entrée (3/3) 21  reny
Partie du discours  22  participe re et pronom
Explications en malgache  23 Mitovy amin' ny re [1.1]
Explications en anglais  24 another form of re [1.2]
Explications en français  25 entendu, appris, senti, perçu par les sens du goût, de l'odorat, du toucher [1.3]
Synonymes  26 re

Anagrammes  27 Nerì, 28 Nery, reñy, reny

Mis à jour le 2026/08/15