|
|
|
|

Entrée 1  riana
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  7 Rano mianjera avy amin' ny toerana ambony, izay matetika avy amin' ny fahatapahan' ny lalan' ny renirano, ka tsy misononoka intsony fa midina tampoka manaraka laha-bato mikitoantoana; noho ny rano mianjera mafy, dia misy roatrany be ary mitalakotrokotroka ny riana sasany. [1.1]
Explications en anglais  8 rapids, a waterfall [1.7]
Explications en français  9 rapide, cascade [1.8]
Exemples  10  Ndeha hitsinjo riana eo izy. [2.245#102]
11  Mandre reoreo lava, toy ny saobakaka ambody riana. [2.69#244]
12  Tiany ny fofon-tendrombohitra voatantavan' ny fangarangaran' ny riana. [2.529#10]
Vocabulaire  13  Géographie: (en général)
Combinaisons  14  40 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot riana
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot
Illustrations 
16  17  18 
19  20  21 
22  23  24 

Anagrammes  25 añary, 26 anira, 27 arina, 28 iràna, 29 Naray, 30 raina, riana

Mis à jour le 2026/04/21