|
|
|
|

Entrée 1  ridana
Partie du discours  2  participe
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  20 Lasa, mandositra haingana sy mafy, ka miara-be amin' izany: Iray no voa tamin' ireo vorona, nefa dia ridana daholo izy rehetra. [1.1]
Exemples  21  Nisy Rangahibe poamaso ila, be volombava sady banga ridana nampitahotra ahy. [2.332#3]
Combinaisons  22  3 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot ridana

Anagrammes  23 ana-dry, 24 andray, 25 andria, 26 darina, 27 nadira, ridana

Mis à jour le 2026/02/26