| Entrée | 1 rijanteny |
| Mots élémentaires | 2 rija, 3 teny |
| Partie du discours | 4 nom |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
7 texte
[1.66] |
| Exemples |
8 Amin’ny maha fikambanana ao anatin’ny fiarahamonimpirenena azy, ny SeFaFi dia tsy afaka hankatoa na handà ny rijanteny amin’io Lalàmpanorenana vaovao io.
[4.27]
9 Taorian’ny fitondran’olon-tokana tamin’ny Repoblika Faharoa, ireo nandrafitra ny rijantenin’ny Lalàmpanorenan’ny Repoblika Fahatelo dia te hametraka amin’ny toerana ny tena fitondrana demokratika. [4.27] |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|