|
|
|
|

Entrée 1  roritina
Radical  2 roritra
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Sintonina, tarihina, sarihana: Aza roritinao mafy toy izao ny sandriko
9 Henjanina: Nororitiny ny lamboridin-tsoavaly dia nijanona tampoka ilay biby
10 Halavaina, itarina, taritina ho lava: Nororitiny ny filazan-javatra ka nanjary nahasosotra
11 Vivitina: Rorito ny sofin' io zaza io fa mandainga [1.1]
Explications en anglais  12 to be pulled from opposite directions; to be stretched out like rubber [1.7]
Explications en français  13 qu'on tiraille; qu'on tend en tiraillant [1.8]
Exemples  14  matoa miteny izy, misy antony hatrany, saingy roritiny sy itariny izany fitenenana izany, ary tsy hadinony mihitsy ny mampahatsiahy anay ny toerana misy anay eo amin' ny fiaraha-monina. [2.472#52]
Combinaisons  15  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot roritina
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21