|
|
|
|

Entrée 1  sabaka
Radical  2 baka
Partie du discours  3  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  22 Fampihatahana na fampanalavitana ny tongotra roa
23 Ilazana ny hazo misampana roa
24 anaran-tsilalaon' ankizy izay misy efitrefitra ka asabaka ny tongotra roa mba tsy hanitsaka ny soritra mampisaraka ireo efitrefitra ireo. [1.1]
Explications en anglais  25 a straddling; the opening of a compass [1.7]
Explications en français  26 action ou état d'être ouvert comme un compas [1.8]

Anagrammes  sabaka, 27 sakaba

Mis à jour le 2026/04/20