| Entrée | 1 safotra |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
16 Rendrika ao anaty...; tototra ao anaty...: Safotry ny rano ny tanimbolinay tamin' ny fahavaratra lasa tao
17 Feno, rakotra, tototra, henika: Safotry ny hafaliana ny reniko nahita ahy tafaverina 18 Safokenatra izy namakivaky ireo olona maro be teo an-tokotaniny 19 Tsy mahatsiaro tena na very saina noho ny fangirifiriana vokatr' aretina na noho ny fihetsehampo be loatra: Notenenin-drainy mafy izy dia safotrafoana tao. á [1.1] |
| Explications en anglais |
20 flooded; confused; overcome or faint
[1.7] |
| Explications en français |
21 submergé, inondé: Safotra ny tanimbarinay (Notre rizière est submergée)
22 couvert, enduit: Safotry ny menaka ny lohany (Sa tête est enduite de trop de graisse) 23 couvert de honte: Safotry ny henatra izy (Il est couvert de honte) 24 accablé: Safotry ny alahelo izy (Il est accablé de tristesse) 25 comblé: Safotry ny hafaliana izy (Il est comblé de joie) 26 interdit: Nony vao noteneniko izy dia safotra foana teo (À peine l'eus-je réprimandé qu'il fut tout interdit) 27 qui a la tête lourde et étourdie: Safotra be ihany izy noho ny herin' ny tazo (Il est tout étourdi par une forte fièvre) [1.3] 28 inondé 29 confus 30 qui s'évanouit [1.8] |
| Exemples |
31 niantsamboatra sy nihiaka tokana Rasoa nitairan' izy rehetra ho safotra.
[2.470]
|
| Combinaisons | 32 5 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot safotra |
| Anagrammes | 33 fatsora, 34 fosatra, safotra, 35 tsara fo |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|