| Entrée | 1 sahady |
| Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
6 Enti-milaza fotoana tsy ela, fa haingana tsy tahaka ny nanampoizana azy: Vao volana septambra izao; nefa toa tonga sahady ity ny orana
[1.1] |
| Explications en anglais |
7 already; cf. rahateo
[1.7] |
| Explications en français |
8 déjà; cf. rahateo
[1.8] |
| Exemples |
9 Ny fiainako ho avy sahady no toa diaviko, ka mankararirary ny aiko
[2.470]
10 Izaho koa izany mba efa te-haita sahady an'i Bola fofombadiko, hoy izy [2.471] 11 Sahala amin'ny tena efa hiady tokoa sahady ireo tovolahy nantsoina [2.472] |
| Combinaisons | 12 1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot sahady |
| Anagrammes | 13 hasady, sahady |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|