| Entrée | 1 sahanina |
| Radical | 2 sahana |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Atao, iandraiketana, vonjena miaraka: Sahaniny avokoa ny zavatra rehetra ka tsy misy vitany tsara
[1.1] |
| Explications en anglais |
9 to be faced up to
[1.7] |
| Explications en français |
10 (Travail) auquel on fait face: Tsy zakako sahanina ireo raharaha betsaka ireo (Je ne puis pas faire face à tant de travaux)
[1.3#557] 11 à quoi on fait face [1.8] |
| Exemples |
12 Hanomboka rahampitso maraina indray ny herinandro hamonjen'ny tsirairay avy ny adidy sy andraikitra sahaniny
[2.470]
|
| Combinaisons | 13 2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot sahanina |
| Anagrammes | sahanina, 14 Sahinana |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|