|
|
|
|

Entrée 1  sakafo
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
4  Préfixée :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  20 Zavatra handroina ka hanina isan' andro amin' ny fotoana tsy miova: Tsotsotra ihany ny anay ny sakafo maraina fa vitan' ny vary sosoa sy kitoza fotsiny ~ Sotroy eran' ny sotro lehibe alohan' ny sakafo antoandro sy hariva ity fanafody ity ~ Mahandro sakafo, manao sakafo, mandroso sakafo
21 Vola, haninkanina, omena vahiny: Amin' izao fitsidihanao izao, tompoko, dia iny misy sakafo kely avy aminay
22 Izay rehetra entina mamelona na mampitombo zavatra iray: Ny famakiam-boky no sakafon' ny saina [1.1]
Explications en anglais  23 food, a meal [1.7]
Explications en français  24 repas [1.3#561, 1.8]
25 (saka afo) déjeuner, dîner, goûter, souper; argent, vivres donnés à quelqu'un [1.3#561]
26 mets, aliments [1.8]
Exemples  27  Koa voalohany indrindra, ny vatsy sy ny sakafo aloha no andeha homanina; [2.324]
Vocabulaire  28  Economie: alimentation
Analogues  29  hanina, 30  nahandro
Combinaisons  31  24 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot sakafo
Proverbes  32  Proverbes contenant ce mot
Article  33 Randzavola: sakafo ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  sakafo, 34 Sofàka

Mis à jour le 2026/04/22