|
|
|
|

Entrée 1  sakambinina
Radical  2 sakambina
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Hodidinina ny sandrin-tanana avy any an-damosina ny valahan' ny olona iarahana
9 Arovana, tahina: Sakambino izy amin' ny diany, Andriamanitra ô [1.1]

Mis à jour le 2026/04/20