|
|
|
|

Entrée 1  sanatria
Partie du discours  2  interjection [Liste complète]
Dérivés 
Verbes passifs :
Explications en malgache  4 Teny enti-milaza fandavana mafy dia mafy; na oviana na oviana, "tsia dia tsia": Izaho ve no hanao tsikombakomba? sanatria
5 Fady: Sanatria ahy ny hivarotra ny marina
6 Ohatrohatra, kanefa tsy irina velively ny hahatanterahan' izany: Sanatria, hono, na sanatria sanatria ka maty i dadabe [1.1]
Explications en anglais  7 may it never be, God forbid ! [1.7]
Explications en français  8 que cela n'arrive pas, à Dieu ne plaise ! [1.8]
Exemples  9  Sanatria ahy izany, tompoko. [2.499#]
10  Dia tsy hanaiky hamoy aina sanatria! [2.576#]
Combinaisons  11  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot sanatria

Anagrammes  12 asitrana, 13 itsarana, sanatria, 14 tsaraina

Mis à jour le 2026/04/20