|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  sandoka
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  19 Zavatra na olona tsy izy nefa lazaina ho tena izy, hosoka; soloky hamitahana: Sonia sandoka
20 Famitahana olona amin' ny fampisehoana zavatra na olona tsy izy, nefa lazaina ho tena izy: Nihambo ho zanadRampanana izy ka sandoka ihany no nahazoany ny trano lova etsy avara-bohitra [1.1]
Explications en anglais  21 a fraud [1.7]
Explications en français  22 fraude [1.8]
Vocabulaire  23  Loi

Entrée (2/2) 24  sandoka
Partie du discours  25  adjectif
Explications en anglais  26 fraudulent, false [1.7]
Explications en français  27 frauduleux, faux [1.8]
Combinaisons  28  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot sandoka

Mis à jour le 2026/04/20