| Entrée | 1 saotsaotra |
| Radical | 2 saotra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Explications en français |
6 [duplicatif fréquentatif]
[1.3#578] |
| Exemples |
7 Dia lasa ny vahiny, narahan' izy mivady saotsaotra sy tsodrano.
[2.472#118]
8 Saotsaotra sy fampanantenana tsy misy ohatra izany no nifanaovan' izy mianaka. [2.470#167] |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|