|
|
|
|

Entrée 1  sarahina
Radical  2 saraka
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Tsy akambana, hatahina mba tsy hikambana, avahana: Tokony hosarahina amin' ny ahidratsy ny vary
9 Tsy avala hiaraka, tsy ampiarahina: Taloha nosarahina tany am-pianaranany zazalahy sy ny zazavavy
10 Ahataka: Saraho ireo ankizy miady ireo
11 Faritana: Sarahin' ny renirano iray ireo faritany roa ireo
12 Elanelanina: Sarahin' ny tendrombohitra roa ambin' ny folo isika nefa tsy mifanadino [1.1]
Explications en anglais  13 to be separated [1.7]
Explications en français  14 qu'on sépare [1.8]

Anagrammes  15 sahirana, sarahina, 16 sarihana

Mis à jour le 2026/04/20