| Entrée | 1 savihina |
| Radical | 2 savika |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Tolomina mba hidaraboka; (omby) raisina amin' ny tandrony na ny vozony dia adaraboka: Nosavihin' Ibemena ilay omby kely ka nidaraboka
9 Sarangotina, amikirana: Raha tsy nisy haro nosavihiko teo amoron-tevana dia nikodia tany aho 10 Alaina tsy an-drariny: Nosavihinao ny fananan' i dadatoa [1.1] |
| Explications en français |
11 Qu’on saisit fortement avec les bras, à quoi on s’accroche
12 Figuré: ( droits ) qu’on s’arroge, qu’on attaque en se basant sur des droits qu’on n’a pas, qu’on prend injustement [1.3#591] |
| Exemples |
13 nosavihiny ny fananako rehetra (Il m’a pris injustement tous mes biens)
[1.3#591]
14 nosavihiny aho, nefa afaka nandositra (Il me saisit fortemont avec les bras, mais j’ai pu m’échapper) [1.3#591] 15 savihin'ny tsaramaso ilay katsaka (Ce maïs est entortillé, enveloppé par les haricots) [1.196] |
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2026/04/21 |
|