|
|
|
|

Entrée 1  sembo
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Explications en malgache  4 [Bezanozano] fitafiana, lambam-behivavy [1.78]
5 [Sihanaka] lamba [1.78]
6 [Tanala] fitafiana, lamba, akanjo [1.78]
7 Akanjo betsimisaraka vita amin' ny lamba izay zairina atohy amin' ny ambainy roa ka lasa toa lasaka misy vavany roa [1.1]
Vocabulaire  8  Economie: vêtements

Anagrammes  sembo, 9 sombe

Mis à jour le 2026/04/20