|
|
|
|

Entrée 1  sesitany
Mots élémentaires  2 sesika, 3 tany
Partie du discours  4  nom ou adjectif
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Explications en malgache  7 fandroahana olona hifindra fonenana noho ny heloka vitany. Fandroahana honina any ivelan' ny tanindrazana: Natao sesitany taona maro ireo tia tanindrazana malagasy [1.1]
Explications en anglais  8 exiled [1.7]
Explications en français  9 expulsion, exil [1.3]
10 exilé [1.8]
Exemples  11  Misy ny nohelohina ho faty ary notifirina, misy ny natao sesitany, misy ny mbola migadra eo amin' ny fonjan' ny faritany ihany, misy ny afaka madiodio. [2.472#249]

Mis à jour le 2026/04/20