|
|
|
|

Entrée 1  simbana
Radical  2 simba
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Ampitondraina fahavoazana, ravana, levonina, rovitina, ratraina: Nosimban' Ikoto ny bokiko. / Nosimban' ny mpangalatra ny volinay
9 Ovana ho ratsy: Hosimban' ny naman-dratsy iny zanakao iny
10 Ampijalina, hétraketrahina, tsy itondrana roa: Tandremo sao simban' ialahy io zaza io mandritra ny tsy maha-eto ahy
11 Lotoina, anaovana fitondran-tena tsy mendrika: Nosimban' ny mpiasa tao antrano ilay zanany vavy [1.1]
Explications en français  12 qu'on gâte, qu'on endommage, qu'on dégrade, qu'on défigure, qu'on tracasse, qu'on rend mauvais [1.3]
Exemples  13  Izao ny anan' olona avy no nosimbanareo [2.117#24]
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  15 sambany, simbana

Mis à jour le 2026/04/21