|
|
|
|

Entrée 1  sinivana
Radical  2 sivana
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Voasivana, sivanina, ampandalovina amin' ny sivana na makarakara hanintsanana tany na fasika: Sinivana ny tany alohan' ny hampifangaroana azy amin' ny fasika mba handalorana [1.1]
Explications en français  8 tamisé [1.3#612]
Synonymes  9 voasivana

Anagrammes  sinivana, 10 sivanina

Mis à jour le 2026/04/22