|
|
|
|

Entrée 1  sivanina
Radical  2 sivana
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Alefa amin' ny sivana, ahintsana: Sivano tsara ireto voa ireto
9 Enti-milaza zavatra na olona maro dinihina tsirairay ka esorina hatrany hatrany izay tsy tsara: Sivano tsara izay hosakaizainao [1.1]
Explications en anglais  10 to be sieved, as sand [1.7]
Explications en français  11 qu'on tamise [1.8]
Exemples  12  sivanina ho toy ny fidin' ny tsiririn-jinga ny fahazoan' ny Malagasy vola [2.471#54]

Anagrammes  13 sinivana, sivanina

Mis à jour le 2026/04/20