| Explications en malgache |
8 Alana, saratsarahina: Sodihina ny hoza-dravin' ny rofia
9 Alana, esorina: Sodiho tsara ny vato amin' ny vary
10 Esorina, (menaka, herotra... mitsinkafona): Sodihiny ny hero-dronono vao omeny ny zandriny ny ronono
11 Alaina, faohina, rehefa avy nihaodihaodiana, nihodinkodinana; angalarina rehefa avy nojerijerena taratra: Hitako nosidihin' ny papango ireto akohokely ireto. / Nosidihin' ny olona roa lahy iny ny ondry niraotra terỳ avaratanàna
12 Dihizina atao misonenika tsara
[1.1]
|