| Entrée | 1 sompiranina |
| Radical | 2 sompirana |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Tapahina na atao mivilana: Aza sompiraninao ny resakay
9 Avilana: Nosompiraniny ny fijeriny 10 Asiana amin' ny fombamiolaka: Nosompiraniny tamin' ny baolina aho [1.1] |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|