| Entrée | 1 soratana |
| Radical | 2 soratra |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 atao an-tsoratra: Soratany isan' androny laniny
9 ampandrenesina amin' ny taratasy: hosoratako aminy io vaovao io 10 foronina: Tamin' ny taona inona no nosoratan-dRabearivelo ny tononkalo hoe "Fasana faharoa" ? [1.1] |
| Explications en français |
11 qu’on écrit, inscrit, sur quoi on met des dessins, des marques, des lignes qu’on peint
[1.3#632] |
| Exemples |
12 Rehefa mamokatra taona vitsivitsy izany, dia azon' ilay nanao angatahina ho azy, ary dia soratana amin' ny kadasitra amin' ny anarany.
[2.472#153]
|
| Anagrammes | 13 anatsora, 14 asantaro, 15 asatrona, soratana, 16 tsaroana |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|