|
|
|
|

Entrée 1  soritana
Radical  2 soritra
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Asiana tsipika mampisaraka: Sorito ny voloko
9 Marihina: Sorito izay anao amin' ireo zavatra ireo
10 Tsara hosoritana fa tsy miantoka ny very izahay [1.1]
Explications en anglais  11 to be carved or engraved [1.7]
Explications en français  12 qu'on trace, grave, sculpte [1.8]
Exemples  13  soritana roa ny volo amin' izany vaky volo izany. [2.48#144]
Combinaisons  14  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot soritana

Anagrammes  15 anatsiro, 16 anatsory, 17 asatrony, 18 asitrano, 19 atrosina, 20 isantaro, 21 itrosana, 22 itsorana, 23 rañaotsy, 24 ranitsoa, 25 sanatrio, 26 Sarônita, 27 sinaotra, soritana, 28 Tiranosa, 29 torin' asa, 30 trosaina

Mis à jour le 2026/04/20