|
|
|
|

Entrée 1  tailana
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  21 Vilana, tsy mitovy ny an-daniny roa avy, mitongilana ny ilany, somaradimbana, tafy: Tailana ity latabatra ity izany fa mitongilana ny ilany noho ny iray [1.1]
Explications en anglais  22 crooked, irregular, disproportional [1.7]
Explications en français  23 inégal, irrégulier, dont un côté est plus grand que l'autre. Comme tafy [1.3]
24 irrégulier, tordu, disproportionné [1.8]
Exemples  25  Ka ny fianakaviana iazaina amin' izany dia tsy irony fianakaviana tailana. [1.317#]
26  raha olombelona ianao, dia tsy maintsy tailana andrenesana indraindray, na diso hevitra kely. [2.285#]
Combinaisons  27  7 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot tailana
Proverbes  28  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  29 atanila, tailana

Mis à jour le 2026/04/21