|
|
|
|

Entrée 1  takontakona
Radical  2 takona
Partie du discours  3  adjectif
Dérivés 
Verbes passifs :
Explications en français  5 un peu caché [1.20#29]
Exemples  6  Ilay rano takontakona fahiny dia niseho. [2.445#]
7  Dia niverina izy ka nitady toerana takontakona, ary niandry izay fotoana hahazoany manatona kely an-dRamagozy. [2.357#]
8  Ary fantatro moa fa ny basy amidy arivo eny amin' ny varotra mazava dia havotana roa na telo arivo aty amin' ny takontakona? [2.471#]

Anagrammes  9 katonkatona, 10 kotankotana, takontakona, 11 tokantokana

Mis à jour le 2026/04/20