|
|
|
|

Entrée 1  tampenana
Radical  2 tampina
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Asiana sarona, asaina akombona, terena hikombona: Tampeno ny vavan' io zaza io raha vao mitomany
9 Tsy azonao tampenana tsy hahita ny marina ny masoko
10 Enti-milaza ny lamba misy loaka asiana tapa-damba kely mizaitra mba hanarona ny loaka: Tampeno kely ity pataloako ity fa loaka
11 Asiana tsentsina ka tsy afa-mivoaka na miditra intsony (ny rano na ny rivotra): Tampeno io hirika io fa avy eo no miditra ny rance
12 Asiana sakana tsy hahafahana mampiasa ilay zavatra: Notampenan-dry zareo ato atsimo ilay lalankely mandalo eo an-tokotaniny [1.1]
Explications en anglais  13 to be plugged; to be filled with a patch; to be corked [1.7]
Explications en français  14 qu'on bouche, qu'on obstrue [1.8]
Combinaisons  15  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot tampenana

Mis à jour le 2026/04/20