|
|
|
|

Entrée 1  tampody
Radical  2 fody
Partie du discours  3  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  21 [Antesaka] fiverenana androtry ny niala ihany [1.78]
22 Teny ilazana ny fiverenana amin' ny toerana nialana ny androtr' iny ihany
23 Fomba fanjairana mandroso sy miverina toy izao: atsofoka eo aorian' ny nivoahany ny fanjaitra, dia avoaka indray kosa eo alohan' ny nivoahany, ary dia toy izany hatrany [1.1]
Explications en anglais  24 the act of setting out and coming back the same day [1.7]
Explications en français  25 action de partir et revenir le même jour [1.8]
Combinaisons  26  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot tampody

Mis à jour le 2026/04/20