| Entrée | 1 tandrina |
| Partie du discours | 2 nom |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
13 fiambenana, fiandrasana, fampifantohana ny saina amana eritreritra amin-javatra anankiray; fanarahana, fanatanterahana didy na lalàna
[1.1] |
| Explications en anglais |
14 cared for
[1.7] |
| Explications en français |
15 attention, vigilance
[1.3, 1.8] 16 surveillance soigneuse, observation des ordres donnés, des commandements [1.3] 17 grand soin [1.8] |
| Exemples |
18 Ataovy tsara tandrina ny didy
[1.1]
19 Ratsy tandrina ny nanaovany ny ankizy [1.1] 20 Amin'ireo mpikabary rehetra notantaraina, dia tandrina fa ny Ombalahibemaso no nahazo ny ambanilanitra faran' izay lalina. [2.298#102] 21 Mitsatsa faneno ny akanga / ambony trano Ramiadamanjaka / misondrotsondrotra kosa ny rahona / ambony trano raha mihary tsy tandrina / satriko aza mihary tsy tandrina [2.131] |
| Anagrammes | tandrina, 22 tinandra |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|