|
|
|
|

Entrée 1  taninina
Radical  2 tanina
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Asian' (ny hafanan' ny afo na ny masoandro): Notaninin' ny hainandro ilay baoritra ka nivonto [1.1]
Exemples  9  Afo lava izao no taninina ary tsy maintsy atao andry maso tsara ny fivadiky ny ranondresy ho siramamy mety hivaingana. [2.470#33]
10  taninina tahaka ny ahitra ny foko ka malazo; [2.996]
Autres orthographes  11 taninana
Synonymes  12 taninana

Mis à jour le 2026/04/22