| Entrée | 1 tany avo avaratra |
| Mots élémentaires | 2 tany, 3 avo, 4 avaratra |
| Partie du discours | 5 locution |
| Explications en malgache |
6 Olona mpanankarena, mpanefohefo
[1.1] |
| Exemples |
7 Heveriko fa somary manao tany avo avaratra izy.
[1.369]
8 Tsy izany ihany, fa raha tsy nijerenareo tany avo avaratra izahay, tsy nijerenareo ny manana trano be soa. [2.346##17] |
| Mis à jour le 2026/08/21 |
|