|
|
|
|

Entrée 1  tehirizina
Radical  2 tahiry
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Atokana amin' ny toerana iray mba tsy ho very na ho simba na ho lany: Notehiriziny tao am-bata ny firavaka vao novidiny ~ Tehiriziko hataoko vatsy iretovola ireto raha mandeha aho
9 Tanana: Tehirizo tsara ao am-ponao ireo tenin' ny maty ireo [1.1]
Autres orthographes  10 tahirizina
Proverbes  11  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/22