| Entrée | 1 teloina |
| Radical | 2 telo |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en anglais |
8 to be divided into three
[1.2] |
| Explications en français |
9 qu'on partage en trois
[1.3] |
| Exemples |
10 Havana ve ka dia isasahana koa, nahoana raha mba teloina?
[2.472#12]
11 Ary nony nahazo haza izy telo lahy, dia nozarain' ny saka, ka noteloiny mihitsy [2.293] |
| Autres orthographes | 12 telovina |
| Anagrammes | 13 Otniela, teloina |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|