| Entrée | 1 tendrena |
| Radical | 2 tendry |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Kasihina amin' ny loharantsana: Notendreko ny sorony dia niherika izy
9 (zavamaneno fitendry) Kasihina mba hamoaka feo: Notendreny ilay gitara ka nangina daholo ny tao an-trano 10 Tondroin' ny lehibe na ny fanjakana hanao zavatra na hiasa amin' ny toerana iray: Tamin' ny 1972 izy no notendrena ho any Toamasina 11 Asiana mari-tsindrimpeo: Tokony hotendrena ny "a" faharoa amin' ny teny hoe "lalàna" 12 Ihinanana kely [1.1] |
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 14 tandrene, tendrena |
| Mis à jour le 2026/04/21 |
|