|
|
|
|

Entrée 1  tenehina
Radical  2 tanika
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Ampangotrahina, andrahoina, empoina: Notenehiny adiny iray ny hena vao masaka
9 Enjehina sy zohina tsy an-kijanona, tanarahina: Tenehin' ny tompon-trosa izy ka tsy tamana teto amin' ny fokontany [1.1]
Explications en anglais  10 to be boiled, to be cooked [1.7]
Explications en français  11 qu'on fait bouillir, cuire [1.8]
Autres orthographes  12 tanehina

Anagrammes  13 tehenina, tenehina

Mis à jour le 2026/04/22