|
|
|
|

Entrée 1  tinapaka
Radical  2 tapaka
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 voatapaka, tapahina: Notinapaka tamin' ny fivoriana farany fa hanao sahoby ny fikambanana [1.1]
Explications en français  8 coupé, décidé [1.3#682]
Exemples  9  tinapaka ny hazo sy ny bozaka. [2.445#73]
10  Raha harena ka hanao fidorobok' ambora: raha tokana no tinapaka, rato no efa maniry. [2.245#73]
Synonymes  11 voatapaka

Mis à jour le 2026/04/22