| Entrée (1/2) | 1 tohaina |
| Radical | 2 toha |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Sakanana: Tohay tsy hiditra ireo olona ireo fa mbola tsy vita ny fiomanantsika
9 Toherina: Tsy azo tohaina ny rano mahery [1.1] |
| Explications en anglais |
10 to be prevented, to be resisted
[1.7] |
| Explications en français |
11 qu'on empêche, à qui on résiste
[1.8] |
| Entrée (2/2) | 12 tohaina |
| Radical | 13 toha |
| Partie du discours | 14 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
19 Tadiavina (haza, remby)
[1.1] |
| Anagrammes | 20 anatohy, 21 atohina, 22 atonahy, 23 hotaina, 24 ihantao, 25 ihotana, 26 itohana, 27 tahoina, tohaina, 28 tohiana |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|