| Entrée | 1 tohanana |
| Radical | 2 tohana |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Asiana zava-misakana tsy hianjera: Tokony hotohanana ity andry ity fa toa malemy
9 Tantanana tsy hianjera: Tohano io marary io fa fanina 10 Sakanana tsy ho avy: Moa ve azo tohanana tokoa ny havandra? 11 Sakanana: Notohanany aho tsy hiditra, ka lasa nisintona amim-pahendrena. 12 Ampiana: Notohanany ny kamboty sy mananotena fahavelony [1.1] |
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 14 ahantona, 15 tananaho, tohanana |
| Mis à jour le 2026/04/21 |
|