|
|
|
|

Entrée 1  tondroina
Radical  2 tondro
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Ambara amin' ny fanondro, na ilay olona na zavatra, na ny misy azy: Notondroina fotsiny Rakoto dia nangovitra nihararetra ~ Tondroy azy ny avaratra
9 Atoro, lazaina: Notondroin' ny fokonolona ho mpangalatra izy ka natolotra ny fanjakana [1.1]
Explications en anglais  10 to be pointed at [1.7]
Explications en français  11 qu'on indique avec le doigt ou autre chose [1.3#723]
12 qu'on indique avec le doigt ou les lèvres [1.8]
Exemples  13  tondroina ho faritra voaaro ireny faritra rakotra ala ireny. [2.445#]
14  Fa ny afo kosa dia miharihary hitan' ny maso izao, ary ho azo tondroina fa any no misy an' i Toamasina. [2.471#45]
Combinaisons  15  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot tondroina
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  17 anondrito, 18 anondroty, tondroina

Mis à jour le 2026/04/21