| Entrée | 1 toriteny |
| Mots élémentaires | 2 tory, 3 teny |
| Partie du discours | 4 nom |
| Dérivés |
|
| Explications en anglais |
6 preaching; a sermon
[1.7] |
| Explications en français |
7 sermon
[1.3, 1.8] 8 discours [1.3] 9 prédication [1.8] |
| Exemples |
10 Fa raha ny toriteny kosa dia tsy nisy azonay ankizy.
[2.356#20]
11 Ary tsy nisy toriteny natao, fa ny ray aman-dreny vitsy vitsy, no nangatahina handaha-teny fohy fohy avy: [2.59#313] |
| Synonymes | 12 fitorianteny |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|