|
|
|
|

Entrée 1  tovina
Radical  2 to
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Tanterahina: Tovy ny tenindray aman-dreninao, anaka [1.1#967]
Explications en français  9 qu'on accomplit, qu'on agrée [1.3#704]
Exemples  10  Any aoriana, raha misy te-hanampy na hanala amin' izany izy roa tonta, dia azony atao araka izay tiany izany, ka tsy maintsy tovina izay nanampy na nalana. [2.996#20.8.30]

Anagrammes  11 Tanivo, 12 tavony, 13 tôvany, tovina, 14 vatony

Mis à jour le 2026/04/20