| Entrée | 1 tovolahy |
| Mots élémentaires | 2 tovo, 3 lahy |
| Partie du discours | 4 nom |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
6 Lehilahy tsy mbola manambady no tena heviny ara-piforonan' ny teny; nefa ny hevitra ahazoana azy andavanandro dia lehilahy mbola tanora fotsiny, na efa manambady na tsia
[1.1] |
| Explications en anglais |
7 an unmarried young man
[1.7] |
| Explications en français |
8 jeune homme célibataire
[1.8] |
| Exemples |
9 Nitady hikomy marina ve ireo tovolahy ireo sa tsia?
[2.471#54]
10 Nisy arivo mahery ny tovolahin' Antsihanaka no voaray tamin' izany. [2.472#169] |
| Anagrammes | 11 lahitovo, tovolahy |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|