|
|
|
|

Entrée 1  trano
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Explications en malgache  13 Toerana amboarin' ny olombelona hataony fonenana, mipetraka amin' ny fototra, misy rindrina efatra sy varavarana, varavarankely, ary voarakotra tafo: Misy efitra enina ny tranonay
14 Orin-javatra ataon' ny olombelona na ny biby ho fonenana: Tranomborona, tranon-kala, tranon' omby, tranon-takatra, tranon-tsoavaly
15 Fitoerana fasiana zavatra: Tranon' afokasoka, tranom-tsabatra [1.1]
Explications en anglais  16 a house; a box or frame or housing for something [1.7]
Explications en français  17 maison
18 étui, cadre [1.3, 1.8]
19 palais, habitation, tanière, nid, cocon
20 fourreau, casiers, boîte [1.3]
21 caisse [1.8]
22 [traño] [Sakalava-Mayotte] maison [1.405]
Exemples  23  Efitra roa ny tranonay. [2.472#8#64]
24  Ato an-tranontsika ianao izao e. [2.470#63]
25  Nangoraka daholo ny tao an-trano. [2.324]
Analogues  26  akany, 27  akora, 28  ambotry, 29  bongo, 30  lavaka, 31  toho, 32  tohotra, 33  votry, 34  zohy
Combinaisons  35  127 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot trano
Proverbes  36  Proverbes contenant ce mot
Article  37 Randzavola: trano ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  38 notra, 39 ranto, trano, 40 trona

Mis à jour le 2026/08/13