| Entrée | 1 tsabahina |
| Radical | 2 tsabaka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Haronina amin' ny tanana ka manjary maloto: Tsy hihinana io ro io aho fa efa notsabahin' ny ankizy
9 Enti-milaza zavatr' olona iditridirana tsy misy antony: Aza tsabahinao ny raharahan-tokantranon' olona 10 Idirana: Aza tsabahinareo io trano io fa misy areti-mifindra [1.1] |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|