|
|
|
|

Entrée 1  tsaraina
Radical  2 tsara
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Tapahina izay manana ny marina na ny diso, tapahina izay meloka sy izay manana ny rariny: Anio no hotsaraina ny adinay
9 Lanjalanjaina ka tapahina ny momba...: Notsaraina izy ka afaka tamin' ny karatra [1.1]
Combinaisons  10  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot tsaraina

Anagrammes  11 asitrana, 12 itsarana, 13 sanatria, tsaraina

Mis à jour le 2026/04/20