|
|
|
|

Entrée 1  tsiahivina
Radical  2 tsiahy
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Exemples  7  Nataoko tsiliantsofina tamin' dRaboto ny faniriako hividy volamena sy vatosoa sady notsiahiviko taminy ny resany fahiny nanambara ny fahitany toerana misy ireo zavatra ireo miparitaka amin' ny tany. [2.471#61]
8  tsiahivintsika ny zava-nisy. [4.27]
Synonymes  9 tsahina, tsahivina

Mis à jour le 2026/04/22